Nahoana ianao no tomany (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ianao no tomany, nahoana re ?
Nahoana re ? Inona e ? jdzhzzud Mba lazao ! ! !
Vintana ve no tsy tsara
Sa ny nofo no misy mijaly ?
Inona e ? (2) Mba lazao ! ! !
Vintana ve ? O jereo ny taniko
Jereo ny ra mikoriana hatrao
Nofoko ve ? hnqazme Tsia ! tsy mijaly sanatria
Ny fireneko migadra tononkira.serasera.org akimpmv mba vonjeo
Ô Hitondray hery vao ... ny taniko
Masoandro e !(2) Omeo ny anjara taratray
Hitondray hery vao ...
Masoandro e ! Ny taninay
Henoy ny vavakay Tompo ô !
Fa ho Anao
Haleloia, Hosana (2)
Hitondray hery vao, sns...
Ny Railovy
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 7595
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/10/2001 00:10