Fa tena tia (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny maraina hahitàna anao
Na ny alina aza nvzzpt toa any amin’ny fananembonana anao
Miraikitra ato an-doha ilay endrikao
Mitsikitsiky malefaka mampi-te hanoroka
Tsy haiko ny hangina
Te hiantso mafy ny anaranao
Be ny velom-panontaniana
Ianao foana no am-bavako ao
Réf: Tiako lôtra ianao
Tsy mahajery olon-kafa intsony aho
tononkira.serasera.org Lasanao avokoa ny fitiavako oo!
xgtxwfnu Foiko ho anao daholo, ny fiainako manontolo
Tsy rediredy sanatria fa tena tia
Voaomana ljqjq avokoa izay rehetra atao
Na fihetsika na fiteny handresen-dahatra anao
Indraindray aza toa miteniteny foana
Ny tsisy aza foronina rehefa ianao manoloana
’Ty foko mitempo tsy miato
Dia ianao tokoa no nambabo
Lasanao tsy misy tavela
Ianao foana fa tsy hay nofefena.
Réf:
Na ny alina aza nvzzpt toa any amin’ny fananembonana anao
Miraikitra ato an-doha ilay endrikao
Mitsikitsiky malefaka mampi-te hanoroka
Tsy haiko ny hangina
Te hiantso mafy ny anaranao
Be ny velom-panontaniana
Ianao foana no am-bavako ao
Réf: Tiako lôtra ianao
Tsy mahajery olon-kafa intsony aho
tononkira.serasera.org Lasanao avokoa ny fitiavako oo!
xgtxwfnu Foiko ho anao daholo, ny fiainako manontolo
Tsy rediredy sanatria fa tena tia
Voaomana ljqjq avokoa izay rehetra atao
Na fihetsika na fiteny handresen-dahatra anao
Indraindray aza toa miteniteny foana
Ny tsisy aza foronina rehefa ianao manoloana
’Ty foko mitempo tsy miato
Dia ianao tokoa no nambabo
Lasanao tsy misy tavela
Ianao foana fa tsy hay nofefena.
Réf:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 17931
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : johanr
Daty : 27/04/2006 11:44
