Fa tena tia (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny maraina hahitàna anao
Na ny alina aza toa any amin’ny fananembonana anao
Miraikitra ato an-doha ilay endrikao
Mitsikitsiky malefaka mampi-te hanoroka
Tsy tononkira.serasera.org haiko ny hangina
Te hiantso mafy fnslp ny anaranao
Be ny velom-panontaniana
Ianao foana no am-bavako ao
Réf: Tiako lôtra ianao
Tsy mahajery olon-kafa intsony aho
Lasanao avokoa ny fitiavako oo!
Foiko ho anao daholo, hkgzjqnp ny fiainako manontolo
Tsy rediredy sanatria fa tena tia
Voaomana avokoa pqqtkw izay rehetra atao
Na fihetsika na fiteny handresen-dahatra anao
Indraindray aza toa miteniteny foana
Ny tsisy aza foronina rehefa ianao manoloana
’Ty foko mitempo tsy miato
Dia ianao tokoa no nambabo
Lasanao tsy misy tavela
Ianao foana fa tsy hay nofefena.
Réf:

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lola (lahy)Hits : 18057
Likes : 1 Like
Created by : johanr
Date : 27/04/2006 11:44