Fa tena tia (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny maraina hahitàna anao
Na ny alina aza toa any amin’ny fananembonana anao
Miraikitra ato an-doha ilay endrikao
Mitsikitsiky malefaka mampi-te hanoroka

Tsy haiko ny hangina
Te hiantso mafy ny anaranao
Be ny velom-panontaniana
Ianao foana no am-bavako ao

Réf: Tiako lôtra ianao
        Tsy mahajery olon-kafa intsony aho
       hybznsak  Lasanao avokoa ny fitiavako oo!
        Foiko ho anao daholo, ny fiainako manontolo
        Tsy rediredy sanatria akwnj fa tena tia

Voaomana avokoa izay rehetra atao
Na fihetsika na fsfcdr fiteny handresen-dahatra anao
Indraindray aza toa miteniteny foana
Ny tsisy aza foronina rehefa ianao manoloana

’Ty foko mitempo tsy miato
Dia ianao tokoa no nambabo
Lasanao tsy misy tavela
Ianao foana fa tsy tononkira.serasera.org hay nofefena.

Réf:

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lola (lahy)
Visites : 18102
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : johanr
Date : 27/04/2006 11:44
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0167