Dia niaraka isika (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia niaraka isika hanadino ny andro maraina
Fitiavako andriko tsy ho zaka bataina
Ny jiron’ny foko mitsilopilopy
Nandraisako anao izy iny e, fafazana toky a
Raha fiqvgnx tsy nisy anao tonga haolo tononkira.serasera.org tsy satry ebmfl ny trano
Ny rano sotroina avy no mila hanamamo
Fa mamiko loatra ny horokoroka hampandry ny saina
Ny sangin’ny hariva hotohizantsika aqmz maraina
Ianao ampango ilay manitra tsy foiko,
Mamelombelona ny aina
Manohantohan-tsy ho lavo rasombiniaina (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 27302
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 27/07/2006 10:14