NY HIRANAY (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranay ’zay kaloina
Manasitrana fo voadona
Mampahery mampitraka ireo lazoin’ny manjo
Tsy afa-bela amin’ny famoizam-po
Ny hiranay manome hafaliana
Ny hiranay misy tononkira.serasera.org hitsikiana
Na cwdrnwa mahantra na mijaly vao maheno dia faly
Hoe: izay indray, ilay hiranay
Ref: Ny fiarahanay tety
Tsy voafetran’ny taona nifanesy
Na fvnna ny angolanao manako, na ny tendrinao milantolanto
Na qlnlzmkc ny feonao mamaky iny lanitr’iny
Dia lainga izay hifanadino
Tsy mba nisy izay ahy sy azy
Fa iray vatsy iray aina
Fa dia mpirahalahy tokoa, na dia tsy iray tampo
Ka tena nifankahazo am-po
’Reo namanay ’zay efa lasana
Maika dia niampita lakana
Dia nangina tsy niteny ireto sisa tavela
Ny ho avy indray no ndeha jerena
Ref

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 16505
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ff
Daty : 26/04/2006 13:21