NY HIRANAY (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranay ’zay kaloina
Manasitrana fo voadona
Mampahery mampitraka ireo lazoin’ny manjo
Tsy afa-bela amin’ny famoizam-po
Ny hiranay manome hafaliana
Ny hiranay misy hitsikiana
Na mahantra na mijaly vao wmhsod maheno dia faly
Hoe: izay indray, ilay hiranay
Ref: Ny fiarahanay tety
Tsy voafetran’ny taona nifanesy
Na ny angolanao manako, na tononkira.serasera.org ny tendrinao milantolanto
Na ny feonao mamaky iny lanitr’iny
Dia lainga izay hifanadino
Tsy mba nisy izay ahy sy azy
Fa iray vatsy iray aina
Fa dia mpirahalahy tokoa, na dia djidlfy tsy iray tampo
Ka tena nifankahazo am-po
’Reo namanay ’zay efa lasana
Maika dia niampita lakana
Dia nangina tsy niteny ireto sisa tavela
Ny ho avy indray pqvmx no ndeha jerena
Ref

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 16782
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ff
Daty : 26/04/2006 13:21