Tsy mba nandao (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aloka sisa no mamisavisa
Ato am-poko satria ‘lay fitia
Lasan' ny ela tsy nisy tavela
Lanin’ny aizina tsy azo laizina
Nefa ianao de tsy mba nandao
Ianao no heriko, ianao no tanjako vagoqvhs
Vatolampy iankinako pmuaz ny safosafonao
Maraina vaovao ny fiainako hatrizao
Ny aloky ny lasa ho’aho
Tsy hanova ny fitiavako
Masoandroko ianao yizevqzb fanilo manazava
Ianao no fiereko raha misy aizina ao
Ianao no nanasa ny aloky ny lasa
Ny fakan’ny fahiny hoy aho
Nanjary aina tononkira.serasera.org vao
(Lalao Rabeson)
Ato am-poko satria ‘lay fitia
Lasan' ny ela tsy nisy tavela
Lanin’ny aizina tsy azo laizina
Nefa ianao de tsy mba nandao
Ianao no heriko, ianao no tanjako vagoqvhs
Vatolampy iankinako pmuaz ny safosafonao
Maraina vaovao ny fiainako hatrizao
Ny aloky ny lasa ho’aho
Tsy hanova ny fitiavako
Masoandroko ianao yizevqzb fanilo manazava
Ianao no fiereko raha misy aizina ao
Ianao no nanasa ny aloky ny lasa
Ny fakan’ny fahiny hoy aho
Nanjary aina tononkira.serasera.org vao
(Lalao Rabeson)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Roland RaelisonVangy : 8054
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 02:04
