Hoy ianao (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoy ianao: Ny fiainana tsy ozwmma vita moramora,
Fa miha-sarotra isan’andro isan’andro, isan’ora
Fa na dia hisy aza izany na tsy hisy
Ny omaly ihany no mbola androany
Tsy ampiampy foana ny ato an-trano...
Hoy ianao: Mbola ho hitantsika dzhwk ny hasambarana
Mba efa sasa-niandry aho
Tsy mbola hitako nanarangarana
puuqtiik Fa na tononkira.serasera.org dia hisy aza izany na tsy hisy,
Ny omaly ihany no mbola androany,
Tsy zarizary akia ka mankarary...
Hoy ianao: Hiezaka aho hanao ny mety
Mba hamerena indray ny lohataona,vetivety
Fa na dia tsy hisy aza izany na tsy hisy
Ny omaly ihany no mbola androany
Manahy mafy aho, mangatsiaka aho...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 21969
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 16:10