Anirotra (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dongon-tany iva no sisa tavela
amantarako ilay fasan’i Dada
Tsy navadika efa ela
I Dada irery no tao hatrizay
Maty an’ady mantsy ka an’irotra
Matoria mandrakizay
Ao mantsy i Dada
tototry ny vovon-tany
ny tenany angamba efa rava
Dada btrkmny o onena onena anao aho
Fa nofo efa rava
niverina ho tany
aina efa resy ny fo no tomany
nefa mbola idadako ihany
Mba sainiko foana ujlde indray andro any
hitady toeran-kafa qhukwfz mba tsaratsara
hamindrako an’i dada
Ratsan-kazo misampana
no hazofijalian’i Dada
vovon-tany mivantana
tsy mba nofonosina tononkira.serasera.org
amantarako ilay fasan’i Dada
Tsy navadika efa ela
I Dada irery no tao hatrizay
Maty an’ady mantsy ka an’irotra
Matoria mandrakizay
Ao mantsy i Dada
tototry ny vovon-tany
ny tenany angamba efa rava
Dada btrkmny o onena onena anao aho
Fa nofo efa rava
niverina ho tany
aina efa resy ny fo no tomany
nefa mbola idadako ihany
Mba sainiko foana ujlde indray andro any
hitady toeran-kafa qhukwfz mba tsaratsara
hamindrako an’i dada
Ratsan-kazo misampana
no hazofijalian’i Dada
vovon-tany mivantana
tsy mba nofonosina tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 29762
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : YASHN
Daty : 14/04/2009 13:05
