Anirotra (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dongon-tany swiknvp iva no sisa exwmvb tavela
amantarako ilay fasan’i Dada
Tsy tononkira.serasera.org navadika efa ela

I Dada irery no tao hatrizay
Maty an’ady mantsy purjos ka an’irotra
Matoria mandrakizay

Ao mantsy i Dada
tototry ny vovon-tany
ny tenany angamba efa rava
Dada o onena onena anao aho

Fa nofo efa rava
niverina ho tany
aina efa resy ny fo no tomany
nefa mbola idadako ihany

Mba sainiko foana indray andro any
hitady toeran-kafa mba tsaratsara
hamindrako an’i dada

Ratsan-kazo misampana
no hazofijalian’i Dada
vovon-tany mivantana
tsy mba nofonosina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rebika
Hits : 30514
Likes : 0 Like
Created by : YASHN
Date : 14/04/2009 13:05
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1248