Hoy ianao (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoy ianao: Ny fiainana tsy vita moramora,
Fa miha-sarotra isan’andro isan’andro, isan’ora
Fa na dia hisy aza izany na tsy hisy
Ny omaly ihany no mbola androany
Tsy ampiampy foana ny ato an-trano...

tononkira.serasera.org    Hoy ianao: Mbola ho hitantsika ny hasambarana
    Mba hmmqxeio efa sasa-niandry aho
    Tsy mbola hitako nanarangarana
    Fa qgjis na dia hisy aza izany na tsy hisy,
    Ny omaly ihany no mbola androany,
    Tsy zarizary akia ka mankarary...

Hoy ianao: Hiezaka aho hanao ny mety
Mba hamerena indray ny lohataona,vetivety
Fa na dia tsy hisy ggzluiql aza izany na tsy hisy
Ny omaly ihany no mbola androany
Manahy mafy aho, mangatsiaka aho...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 21973
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 16:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111