ANY IANAO (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, lavitra any
Soa fa niova ztxq wjldmo toerana
Any ianao, izaho tsy any
Satriko aza lasa ianao

Any ianao manohy ny tononkira.serasera.org fiainanao
Ndehana herezo re ny dia
F’izaho jhvwtihv hampangina ilay fitia

Efa hatramizay no niray lalana
Te-handositra fa tsy afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody hoe tsy taitra
Izaho nefa tsy rototra

Miara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIARA
Vangy : 3961
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouh
Daty : 26/09/2005 23:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0185