ANY IANAO (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, lavitra any
Soa fa niova toerana
Any ianao, izaho tsy any
Satriko aza lasa ianao
Any ianao manohy ny fiainanao
Ndehana herezo mydvzeq re ny dia
F’izaho hampangina ilay fitia
Efa gctgcwp hatramizay no niray lalana
Te-handositra fa tsy vjxhvnvn afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody hoe tsy taitra
Izaho tononkira.serasera.org nefa tsy rototra
Miara
Soa fa niova toerana
Any ianao, izaho tsy any
Satriko aza lasa ianao
Any ianao manohy ny fiainanao
Ndehana herezo mydvzeq re ny dia
F’izaho hampangina ilay fitia
Efa gctgcwp hatramizay no niray lalana
Te-handositra fa tsy vjxhvnvn afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody hoe tsy taitra
Izaho tononkira.serasera.org nefa tsy rototra
Miara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARAVangy : 3925
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouh
Daty : 26/09/2005 23:43
