lafatra (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Injany feon aponga
Manako avy lavitra any
Feon’ankizy pdkqebk milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana
Kaky be hebjx izay toa sondriana
Taitra avy eo nanatona azy ireo
N’iza n’iza qphhpllh ankizy madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no atao
Toa lafatra ery izato ianao
Manako avy lavitra any
Feon’ankizy pdkqebk milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana
Kaky be hebjx izay toa sondriana
Taitra avy eo nanatona azy ireo
N’iza n’iza qphhpllh ankizy madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no atao
Toa lafatra ery izato ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 7157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RUFFIN ROHANS
Daty : 25/01/2005 15:29
