Ny fiainako rehetra (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako rehetra
Atolotro anao.
Ho anao tsy misy fetra
Ho anao yuzq ka anjakao.
Ny fiainako rehetra
Voatokako ho anao.
Ho anao tsy misy fetra
Koa raiso ka anjakao.
Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny qsrm alehako,
Ianao no andry ianteherako.
Na faly aho na tomany,
Hanjohy anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny alehako,
Ianao tononkira.serasera.org no andry ianteherako.
Na faly aho na tomany,
Manjohy anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Aminao ihany ny fisainako.
sdhtvusp
Atolotro anao.
Ho anao tsy misy fetra
Ho anao yuzq ka anjakao.
Ny fiainako rehetra
Voatokako ho anao.
Ho anao tsy misy fetra
Koa raiso ka anjakao.
Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny qsrm alehako,
Ianao no andry ianteherako.
Na faly aho na tomany,
Hanjohy anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny alehako,
Ianao tononkira.serasera.org no andry ianteherako.
Na faly aho na tomany,
Manjohy anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Aminao ihany ny fisainako.
sdhtvusp
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 1215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/03/2023 22:44
