Ny fiainako rehetra (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako tononkira.serasera.org rehetra
Atolotro anao.
Ho anao tsy misy fetra
Ho anao ka yqhfn anjakao.

Ny fiainako rehetra
Voatokako ho anao.
Ho anao tsy misy fetra
Koa raiso ka anjakao.

Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny alehako,
Ianao no andry ianteherako.

Na faly aho na tomany,
Hanjohy anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany ny fisainako.

Ianao no hany fifaliako,
Ianao no mitantana ny diako.
Na sarotra aza ny alehako,
Ianao no andry ianteherako.

Na hfblz faly aho na tomany,
Manjohy knbprgrv anao hatrany.
Mandritra ny andro iainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Aminao ihany ny fisainako.
Aminao ihany ny fisainako.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lalatiana
Hits : 1339
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 01/03/2023 22:44
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4514