Ny fahalemeko (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahalemeko, tononkira.serasera.org fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Nararaotiko hatrany, ny fahatsoranao
Ka namangiako tany, sy havoana vaovao
Anefa fahafaham-po, tsy naharitra akory,
Fa hadalan’olon-droa, afokdnc fanalana sorisory
Ny hatanorako, no tsy tiako fefena
Ka nanimbazimbako ny fifanekena
Raha manoloana anao androany
Ka vscm mivaky toy izao
Dia nohon’ny foko nlyfcs manontany, ny antony
Nandaozako anao
Ka tsy navelany ahy, raha tsy niarina
Mba hamonjy anao, ahitako ny marina
Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Io no fahavalo, tsy maintsy no hatrehako
Anefa areti-mandalo, ka tsy hanenenako
(Dadah)
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Nararaotiko hatrany, ny fahatsoranao
Ka namangiako tany, sy havoana vaovao
Anefa fahafaham-po, tsy naharitra akory,
Fa hadalan’olon-droa, afokdnc fanalana sorisory
Ny hatanorako, no tsy tiako fefena
Ka nanimbazimbako ny fifanekena
Raha manoloana anao androany
Ka vscm mivaky toy izao
Dia nohon’ny foko nlyfcs manontany, ny antony
Nandaozako anao
Ka tsy navelany ahy, raha tsy niarina
Mba hamonjy anao, ahitako ny marina
Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Io no fahavalo, tsy maintsy no hatrehako
Anefa areti-mandalo, ka tsy hanenenako
(Dadah)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 8696
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/09/2002 12:42
