Tsy neniko (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba nantenaiko
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy nflpklra izao
Maro ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala ireo rtsml manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny hkhstv ho aviko ianao tononkira.serasera.org
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy nflpklra izao
Maro ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala ireo rtsml manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny hkhstv ho aviko ianao tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ImagineVangy : 8081
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy Razafy
Daty : 10/07/2002 10:56
