Tsy neniko (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba nantenaiko
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy dujh ditra toy izao
Maro hftnxpik ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany lwpe heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala ireo manodidina
Satria ny tononkira.serasera.org marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny ho aviko ianao
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy dujh ditra toy izao
Maro hftnxpik ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany lwpe heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala ireo manodidina
Satria ny tononkira.serasera.org marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny ho aviko ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ImagineVisites : 8083
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Holy Razafy
Date : 10/07/2002 10:56
