Tsy neniko (Imagine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba nantenaiko
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy izao
Maro ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava tononkira.serasera.org na nakoraina

Ref: Hany heriko mangina
     Misento bkbiztnp feno alahelo
     bfmxol Dia hankahala ireo manodidina
     Satria ny xjlegcf marina nitia anie aho

Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny ho aviko ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Imagine
Hits : 8083
Likes : 0 Like
Created by : Holy Razafy
Date : 10/07/2002 10:56
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1587