Mba henoy (Imagine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hoe fitia dia teny ihany
Ny zjehoxxt fo no tompony
Eo am-bava dia tsianjery ihany
F’izy no tononkira.serasera.org handidy azy
Rehefa matahotra izy tsy hanantona
Dia tsy hay terena na inona homena

Dia mba henoy ny am-po
Misy lanjany tokoa
F’izay iriny no hofidiny sy hotiany
He mba henoy ny ao am-po
Aza maika ny hananjo
F’izay iriny no fidiny ary ho tiany
Ho to

Izay tiana iangarana
Omena tombony koa
Ka raha tsy hay ny mianjona
Dia hiara-hofongana koa
Rehefa voafitaka izy ka ho leo
Dia tsy hay terena na inona homena

Dia mba henoy ny am-po
Misy lanjany tokoa
F’izay iriny no hofidiny sy hotiany
He mba henoy ny ao am-po
Aza maika ny hananjo
F’izay iriny no fidiny habhmtu ary ho vncg tiany
Ho to
(in-2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Imagine
Hits : 4849
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 02/10/2002 09:45
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013