Tsy neniko (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba nantenaiko
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy izao
Maro ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
bfqgf Misento feno alahelo
ssdjyhr Dia hankahala ireo manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny tononkira.serasera.org foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny femusgpp ho aviko ianao
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy izao
Maro ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
bfqgf Misento feno alahelo
ssdjyhr Dia hankahala ireo manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny tononkira.serasera.org foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny femusgpp ho aviko ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ImagineVangy : 8082
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy Razafy
Daty : 10/07/2002 10:56
