voatery (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
refrain(2x):Voatery aho,
Voatery aho ny handao
ibychrxa Voatery aho ny handao anao ôôôô
Ianao ihany anie
no nahatonga izao
tononkira.serasera.org Ianao ihany anie
xfsmch noho nahatonga ahy handao
Mbola ianao ihany koa
no tsy nankasitraka
ilay fitia madio
natolotro hatrizay
refrain(2x)
Nangataka aho
niangavy famonjena
Naniry aho
ny mba ho jerenao
Nefa indrisy kmlbvk
fa tsy mba nomenao
Hay moa ianao
tsy azoko terena
refrain(2x)
(album "tsy sahy")
Voatery aho ny handao
ibychrxa Voatery aho ny handao anao ôôôô
Ianao ihany anie
no nahatonga izao
tononkira.serasera.org Ianao ihany anie
xfsmch noho nahatonga ahy handao
Mbola ianao ihany koa
no tsy nankasitraka
ilay fitia madio
natolotro hatrizay
refrain(2x)
Nangataka aho
niangavy famonjena
Naniry aho
ny mba ho jerenao
Nefa indrisy kmlbvk
fa tsy mba nomenao
Hay moa ianao
tsy azoko terena
refrain(2x)
(album "tsy sahy")
--------
Rohy:
