voafitaka (Imagine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahita ianao olon-kafa nasolo ahy
Dia maty tao am-ponao niaraka tamin’izay ny anarako
Ny fitiavako anao toa zary mody odinao adala
Dia tononkira.serasera.org noheverinao ho toy ny tsy misy aho

Fa hatsaram-panahy no niriko
Ho sakaizan’ilay bika aman-tarehy nanananao
Indro tsapako sahady
Fa ho faty an-kazo tokana aho raha mifikitra aminao

Tsy nanam-po cvsqxcf velively aho
hoe feno fitaka ao am-ponao
satria ny endrikao tsy mba milaza izay koboninao
ny hatsaram-bikanao ny hatsaran-tarehinao mihitsy
no tena anisany nandiso ilay safidiko

Voafitaka mantsy izany foko czpj
ka dia nobabonao tsy cyhl am-piheverana tokoa
Izao vao tena tsapako
fa fijalina ho ahy ny fitiavako anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Imagine
Vangy : 4033
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sariaka
Daty : 07/04/2003 21:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413