Tsy neniko (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mdlct johaof mba nantenaiko
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy izao
Maro ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala ireo manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina igmo noho ianao
Fa tononkira.serasera.org avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny ho aviko ianao
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy izao
Maro ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala ireo manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina igmo noho ianao
Fa tononkira.serasera.org avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny ho aviko ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ImagineVangy : 7932
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy Razafy
Daty : 10/07/2002 10:56
