Mangatsiatsiaha (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangatsiatsiaha
Mirary soa ny aminao
Raha toa tsy metimety
Farofirofy ianao
Izaho anefa tsy afaka
Hanatona any tononkira.serasera.org aminao
Hikarakara anao
Fiv:
Lavitra loatra akia,
Ny any aminao
pfvb Tsy afaka hfie hanidina
Mbola tsy hary elatra
Raha hitsambikina
Mbola impiry vao ho tody any aminao
Hihazakazaka reraka ny aina...
Ilay sariko any (2)
No banjino raha sorisorena ianao
Hamalifaly anao
Sy ho fampiononana
Ireo hira fihirako ho anao
Ataovy siotsioka aloha
Raha tsy iyph dia tsaroana
Mirary soa ny aminao
Raha toa tsy metimety
Farofirofy ianao
Izaho anefa tsy afaka
Hanatona any tononkira.serasera.org aminao
Hikarakara anao
Fiv:
Lavitra loatra akia,
Ny any aminao
pfvb Tsy afaka hfie hanidina
Mbola tsy hary elatra
Raha hitsambikina
Mbola impiry vao ho tody any aminao
Hihazakazaka reraka ny aina...
Ilay sariko any (2)
No banjino raha sorisorena ianao
Hamalifaly anao
Sy ho fampiononana
Ireo hira fihirako ho anao
Ataovy siotsioka aloha
Raha tsy iyph dia tsaroana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 8090
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hery
Daty : 12/12/2001 07:22
