Fotoana (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tonga ny fotoana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita foana
Fa tsy hoe afozxinh veloma mandrakizay
Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry lzlibmhi tononkira.serasera.org ’zareo
Tsy hoe veloma mandrakizay
Satrinay ny hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka wmbuif foana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita foana
Fa tsy hoe afozxinh veloma mandrakizay
Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry lzlibmhi tononkira.serasera.org ’zareo
Tsy hoe veloma mandrakizay
Satrinay ny hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka wmbuif foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 6201
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 18/11/2001 12:11
