K'aza arianao (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsotra tsy mba sarotra
’Lay fiafaran’ilay fitiavana,
Tsy tahotra tsy tononkira.serasera.org mba misy henatra,
Fa avy hatrany dia sahy.
Ôoôoôh!!
Rava avokoa 'zay dxbqnqfm rehetra teo aloha
Soloina vaovao mba hiadanan’ny fo,
Omena tsiny izay rehetra vita taloha
Ka nofarananao,
Fitia tsisy tanjona hatram'izao
Réf:
K’aza arianao ireo vitantsika hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena. (x2)
...
Ravaina avokoa 'zay rehetra teo aloha
Soloina vaovao mba hiadanan’ny fo,
Omena tsiny iksyu izay rehetra vita taloha
Ka nofarananao,
Fitia tsisy tanjona hatramizao.
Ref: ... (x2)
...
Ref:
K’aza arianao ireo vitantsika hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena.
K’aza arianao ireo vita hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena. zsfc
’Lay fiafaran’ilay fitiavana,
Tsy tahotra tsy tononkira.serasera.org mba misy henatra,
Fa avy hatrany dia sahy.
Ôoôoôh!!
Rava avokoa 'zay dxbqnqfm rehetra teo aloha
Soloina vaovao mba hiadanan’ny fo,
Omena tsiny izay rehetra vita taloha
Ka nofarananao,
Fitia tsisy tanjona hatram'izao
Réf:
K’aza arianao ireo vitantsika hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena. (x2)
...
Ravaina avokoa 'zay rehetra teo aloha
Soloina vaovao mba hiadanan’ny fo,
Omena tsiny iksyu izay rehetra vita taloha
Ka nofarananao,
Fitia tsisy tanjona hatramizao.
Ref: ... (x2)
...
Ref:
K’aza arianao ireo vitantsika hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena.
K’aza arianao ireo vita hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena. zsfc
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 5622
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramiaramila
Daty : 08/09/2005 14:21
