Vola parata (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Volaparata navidy mahogo tsa xmvn mba vola e
Hely loatra tsy hitako be
Volan-draiky tsy raha herinandro
Tenda hely tsy mahately zsmipgp azy
Kibo hely tononkira.serasera.org tsy mahateza azy
Aza vaka e
Lemarija e

Zanaka malagasy
Tsy azo sarahin’olo(na)
Misy lanja tsy vazivazy
Ny hasina sy ny kolo
Izay tsy tia ny azy
Fa miravaka ny an’ny olo(na)
No tokony ho voasazy
Fa tsy mendrika ny tontolo!

Iaé…


Tonony sy feony : hira fxot fahiny/Lalatiana Rajaofara

--------
Lien:
Commentaires
laingo.laife ( 15/12/2016 10:47)
Mahafinaritra ahy ny tononkira an'i Lalatiana.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalatiana
Visites : 4925
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2014 12:36
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127