Vola parata (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Volaparata navidy mahogo tsa mba vola e
Hely loatra tsy hitako be
Volan-draiky tsy raha herinandro
Tenda tononkira.serasera.org hely tsy mahately azy
Kibo hely tsy mahateza azy
Aza vaka e
Lemarija suuj e

Zanaka malagasy
Tsy rgonuu azo sarahin’olo(na)
Misy lanja tsy pyuwdg vazivazy
Ny hasina sy ny kolo
Izay tsy tia ny azy
Fa miravaka ny an’ny olo(na)
No tokony ho voasazy
Fa tsy mendrika ny tontolo!

Iaé…


Tonony sy feony : hira fahiny/Lalatiana Rajaofara

--------
Rohy:
Hevitra
laingo.laife ( 15/12/2016 10:47)
Mahafinaritra ahy ny tononkira an'i Lalatiana.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 4911
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2014 12:36
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011