Lasa ny Mamba (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny mamba dia misosoka ny voay
Tsy hanary lamba raha very olon’iray
Na solaina aza mety maniry ny volo
Raha ianao no lasa ve dia tsy hisy hisolo?
Indray mandeha no manta vary
Sanatria tsy handevi-tsotrobe
Tsy hataoko hankarary fa voa mainka izaho hihomehy
Mandehana soava-dia tononkira.serasera.org re ry anona
Fa ny aty tsy mitana izay zarzmylx malaina hijanona o!
Mamy ny fary nefa ny yyem faikany harora
Fa fitia tsy hanjary harorako mora
Fa io aizina io mbola hody hazavana
Raha hafoinao aho anio ampitso hahita rueivqf hafanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 15890
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/07/2005 02:41