Lasa ny Mamba (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny mamba dia misosoka ny voay
Tsy hanary lamba raha very olon’iray
Na solaina pnyjp aza mety maniry ny volo
Raha ianao no ytbwszkt lasa ve dia tsy hisy hisolo?
Indray mandeha no manta vary
Sanatria tsy handevi-tsotrobe
Tsy hataoko hankarary fa voa mainka izaho hihomehy
Mandehana soava-dia re ry anona
Fa kepi ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o!
Mamy ny fary tononkira.serasera.org nefa ny faikany harora
Fa fitia tsy hanjary harorako mora
Fa io aizina io mbola hody hazavana
Raha hafoinao aho anio ampitso hahita hafanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 16106
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/07/2005 02:41