Lasa ny Mamba (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bhtpc Lasa ny mamba dia misosoka ny voay
Tsy hanary lamba raha very olon’iray
Na solaina aza mety maniry ny volo
Raha ianao no lasa ve dia tsy hisy hisolo?

Indray mandeha no manta vary
Sanatria tsy handevi-tsotrobe
Tsy hataoko hankarary fa voa mainka izaho tfiwie hihomehy
Mandehana soava-dia re ry anona
Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o!

Mamy ny fary nefa ny faikany harora
Fa fitia tsy hanjary harorako tononkira.serasera.org mora
Fa io aizina io mbola hody tytpchek hazavana
Raha hafoinao aho anio ampitso hahita hafanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 15640
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/07/2005 02:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0223