Dina (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa semban-drahona indraindray
Ilay dina nifanaovanay
Mila liahkkc ho kivy ka valaketraka izahay
Ireo fotoana niarahana
Nahatsapanay fahafahana
Toa manjavozavo ka zary tsy tazanay
Toa tsy navela
Voafefy sy voafatotra
Tsy afaka nivelatra
Tsy afaka nikopak’elatra
Nefa ts’isy azo atao
Izaho efa tia anao
Tsy azo averina fa tsy rxmoi ho tia intsony aho
Nefa tsisy azo atao
Izaho efa tia anao
Efa feno anao kgdco ny fiainako hatrizay
Dia ho fahotana ve raha toa
Mifankatia tononkira.serasera.org izahay roa
Ka varimbariana eny indraindray
Satria ny hafanana tao am-po
Tafara-dia tena tia tokoa
Ka nanadino ny manodidina anay
Izay toa tsy namela
Namefy sy namatotra
Tsy nahafahanay nivelatra
Tsy nahafahanay nikopak’elatra
Nefa ts’isy azo atao ....
Ilay dina nifanaovanay
Mila liahkkc ho kivy ka valaketraka izahay
Ireo fotoana niarahana
Nahatsapanay fahafahana
Toa manjavozavo ka zary tsy tazanay
Toa tsy navela
Voafefy sy voafatotra
Tsy afaka nivelatra
Tsy afaka nikopak’elatra
Nefa ts’isy azo atao
Izaho efa tia anao
Tsy azo averina fa tsy rxmoi ho tia intsony aho
Nefa tsisy azo atao
Izaho efa tia anao
Efa feno anao kgdco ny fiainako hatrizay
Dia ho fahotana ve raha toa
Mifankatia tononkira.serasera.org izahay roa
Ka varimbariana eny indraindray
Satria ny hafanana tao am-po
Tafara-dia tena tia tokoa
Ka nanadino ny manodidina anay
Izay toa tsy namela
Namefy sy namatotra
Tsy nahafahanay nivelatra
Tsy nahafahanay nikopak’elatra
Nefa ts’isy azo atao ....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 6977
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lanto
Daty : 03/12/2003 13:30
