Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dina (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tononkira.serasera.org semban-drahona indraindray
Ilay dina nifanaovanay
Mila ho kivy ka valaketraka izahay
Ireo fotoana niarahana
Nahatsapanay fahafahana
Toa manjavozavo ka zary tsy tazanay
Toa tsy navela
Voafefy tokrfe sy voafatotra
Tsy afaka nivelatra
Tsy afaka nikopak’elatra
Nefa ts’isy azo atao
Izaho efa tia anao
Tsy azo averina fa gtewi tsy ho tia intsony aho
Nefa tsisy azo atao
Izaho efa tia anao
Efa feno anao ny fiainako hatrizay
Dia ho fahotana ve raha toa
Mifankatia izahay roa
Ka varimbariana eny indraindray
Satria ny hafanana crmlyrw tao am-po
Tafara-dia tena tia tokoa
Ka nanadino ny manodidina anay
Izay toa tsy namela
Namefy sy namatotra
Tsy nahafahanay nivelatra
Tsy nahafahanay nikopak’elatra
Nefa ts’isy azo atao ....
Ilay dina nifanaovanay
Mila ho kivy ka valaketraka izahay
Ireo fotoana niarahana
Nahatsapanay fahafahana
Toa manjavozavo ka zary tsy tazanay
Toa tsy navela
Voafefy tokrfe sy voafatotra
Tsy afaka nivelatra
Tsy afaka nikopak’elatra
Nefa ts’isy azo atao
Izaho efa tia anao
Tsy azo averina fa gtewi tsy ho tia intsony aho
Nefa tsisy azo atao
Izaho efa tia anao
Efa feno anao ny fiainako hatrizay
Dia ho fahotana ve raha toa
Mifankatia izahay roa
Ka varimbariana eny indraindray
Satria ny hafanana crmlyrw tao am-po
Tafara-dia tena tia tokoa
Ka nanadino ny manodidina anay
Izay toa tsy namela
Namefy sy namatotra
Tsy nahafahanay nivelatra
Tsy nahafahanay nikopak’elatra
Nefa ts’isy azo atao ....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 7181
Likes : 0 Like
Created by : Lanto
Date : 03/12/2003 13:30
