Tsy neniko (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy qfethr mba nantenaiko
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy izao
Maro ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na tjdev nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala tononkira.serasera.org ireo manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny ho aviko gxel ianao
Inty endrikao, nanafina hadalana
Sy ditra toy izao
Maro ny milaza
Fa henatra hono
Fitiavako no rava na tjdev nakoraina
Ref: Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia hankahala tononkira.serasera.org ireo manodidina
Satria ny marina nitia anie aho
Marina fa nandratra ny foko iny
Raha mbola manantena olo-marina noho ianao
Fa avelako iny lasa ho visavisaina
Fa anatry ny ho aviko gxel ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ImagineVangy : 7754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy Razafy
Daty : 10/07/2002 10:56
