Ampy izay (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny gjcwex tononkira.serasera.org hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No uprber nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
stvvz Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana
Ilay fitiavantsika roa
Eny gjcwex tononkira.serasera.org hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No uprber nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
stvvz Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4Vangy : 29017
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/10/2001 20:10
