RY RAIKO O! (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Raiko pnlbap xrto o, misaotra anao izahay
ianao mandidy, izahay tsy mifidy
ny andro maminay, mitsingerina izao
fa mbola nomenao tombon’andro izahay
fa tsaroanay eto naklvle ireto adidy
Ry Ray fahasoavana mitahy anay
mba hahazoanay hery hiantsonay ny anaranao
ary koa ireo fianakaviana
arahaba soa arahaba tsara
fa mandresy soa aman-tsara
Mbola ho avy ilay mazava
izay mitondra hery vao sy hazavana be
mbola ho tonga ilay mazava
Ray o, omeo hery izahay hisy hazavana be
Ry Ray o, mba tazano izahay
ianao izay mijery mankalaza izao tononkira.serasera.org rehetra izao
na mangidy, na mitomany
zava-dehibe ilay tombon’andro azonay isan’andro
hira ho anao manjaka amin’izao tontolo izao
mbola ho avy ilay mazava
Ry Raiko o, misaotra anao izahay, ianao mandidy
izahay tsy mifidy, mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 3815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/01/2006 00:49