Ampidiro aloha ny tenimiafina
RY RAIKO O! (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Raiko o, misaotra anao izahay
ianao mandidy, izahay tsy mifidy
ny andro maminay, mitsingerina zbqe izao
fa mbola nomenao qegarn tombon’andro izahay
fa tsaroanay eto ireto adidy
Ry Ray fahasoavana mitahy anay
mba hahazoanay hery tononkira.serasera.org hiantsonay ny anaranao
ary koa ireo fianakaviana
arahaba soa arahaba tsara
fa mandresy soa aman-tsara
Mbola ho avy ilay mazava
izay mitondra hery vao oxsl sy hazavana be
mbola ho tonga ilay mazava
Ray o, omeo hery izahay hisy hazavana be
Ry Ray o, mba tazano izahay
ianao izay mijery mankalaza izao rehetra izao
na mangidy, na mitomany
zava-dehibe ilay tombon’andro azonay isan’andro
hira ho anao manjaka amin’izao tontolo izao
mbola ho avy ilay mazava
Ry Raiko o, misaotra anao izahay, ianao mandidy
izahay tsy mifidy, mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jobily WeberHits : 3770
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 02/01/2006 00:49