RY RAIKO O! (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Raiko o, misaotra anao izahay
ianao mandidy, izahay tsy mifidy
ny andro maminay, mitsingerina izao
fa mbola nomenao tombon’andro izahay
fa tsaroanay eto ireto adidy
Ry Ray fahasoavana mitahy anay
mba hahazoanay hery hiantsonay tononkira.serasera.org ny anaranao
ary koa ireo zloczr fianakaviana
arahaba jxexlb soa arahaba tsara
fa mandresy soa aman-tsara
Mbola ho avy ilay iohojpu mazava
izay mitondra hery vao sy hazavana be
mbola ho tonga ilay mazava
Ray o, omeo hery izahay hisy hazavana be
Ry Ray o, mba tazano izahay
ianao izay mijery mankalaza izao rehetra izao
na mangidy, na mitomany
zava-dehibe ilay tombon’andro azonay isan’andro
hira ho anao manjaka amin’izao tontolo izao
mbola ho avy ilay mazava
Ry Raiko o, misaotra anao izahay, ianao mandidy
izahay tsy mifidy, mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jobily WeberVisites : 3842
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 02/01/2006 00:49