Lalao (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E ny any aminay e! E ny any aminay
Tsy mila tezitra ao e
Fa faly milalao e
Ny tsiky no làlana
Ny tsinjaka tsy tana
Tsy misy miadiady ao
Fa tonga dia voasazy e
Ny tsiky no làlana ao
Ny tsinjaka tsy mihato e
Hilalao, hilalao,
Tsy misy weyzwehf afa-tsy izay
Satry foana hitoetra ao e
Faly ianao, faly ianao
Izay no tadiavinay
Amin’izay tàmana ianao
Hilalao mikhmn no xpaba hiantsoana anao
Ka ndao avia hilalao e
Ka ho hira sy mozika
Sy lalao tononkira.serasera.org ny fiainantsika.
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html
Tsy mila tezitra ao e
Fa faly milalao e
Ny tsiky no làlana
Ny tsinjaka tsy tana
Tsy misy miadiady ao
Fa tonga dia voasazy e
Ny tsiky no làlana ao
Ny tsinjaka tsy mihato e
Hilalao, hilalao,
Tsy misy weyzwehf afa-tsy izay
Satry foana hitoetra ao e
Faly ianao, faly ianao
Izay no tadiavinay
Amin’izay tàmana ianao
Hilalao mikhmn no xpaba hiantsoana anao
Ka ndao avia hilalao e
Ka ho hira sy mozika
Sy lalao tononkira.serasera.org ny fiainantsika.
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 5615
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
