Lalao (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E ny tononkira.serasera.org any aminay e! E ny any aminay
Tsy mila tezitra ao e
Fa faly milalao e
Ny tsiky no làlana
Ny tsinjaka tsy gqnwfka tana

Tsy misy miadiady ao
Fa tonga dia voasazy e
Ny tsiky no làlana ao
Ny tsinjaka xwkbrn tsy mihato e

Hilalao, hilalao,
Tsy misy afa-tsy izay
Satry foana hitoetra ao e
Faly ianao, faly ianao
Izay no tadiavinay
Amin’izay tàmana ianao

Hilalao no hiantsoana anao
Ka ndao avia hilalao e

Ka tzlut ho hira sy mozika
Sy lalao ny fiainantsika.

Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Poopy
Hits : 5658
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0161