Nandalo niserana ihany (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo niserana ihany ny andron’ny fahazazana
Nifalifaliana aoka izany no sady nihantahantana
Nilaozany ka ny tena no fjtph sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina djzr i dada sy neny
Raha tomany fahiny nanambitamby i neny
Raha ory ankehitriny ianao no sisa manjeny
Nilaozany ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada yhxt sy neny
Andro sarotra hadinoina ny andron’ny boky sy tononkira.serasera.org penina
Raha ireny no tsaroana maha-te hiantso miverena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 4062
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/03/2015 12:26