NY ANTSIKA (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha maniry ny an’ny hafa
Asandrato ny mvuqmmt an’ny tena
Ahindrahindrao mba ho ren’ny maro
Ny tononkira.serasera.org an’ny tena tsy atakalo
Fa tsara e! tsara !
Maro ny dihy ao ny antsapika
Latsy tànana sy ny sisa
Maro izy ireo tsy ho voatanisa
Ny salegy tsy adinon-tsika
Tsara e! tsara !
Fa tsy ambakan’ny hafa
Tsy avela ho an’ny hafa
Fa antsika io e!
Tsy avela, tsy avela ho an’ny ny hafa
Tsy ambakan’ny hafa
Fa zjkf antsika io e!
Isika anio no tafaraka eto
Haneo koa ny kanton-tsika
Andao ary hihetsika mba ho hita
Misy lanjany koa ny antsika
Aiza e! aiza e!
rvrcynm Ie! e! salegy e! Ie! e ny antsika !
(1992)
Asandrato ny mvuqmmt an’ny tena
Ahindrahindrao mba ho ren’ny maro
Ny tononkira.serasera.org an’ny tena tsy atakalo
Fa tsara e! tsara !
Maro ny dihy ao ny antsapika
Latsy tànana sy ny sisa
Maro izy ireo tsy ho voatanisa
Ny salegy tsy adinon-tsika
Tsara e! tsara !
Fa tsy ambakan’ny hafa
Tsy avela ho an’ny hafa
Fa antsika io e!
Tsy avela, tsy avela ho an’ny ny hafa
Tsy ambakan’ny hafa
Fa zjkf antsika io e!
Isika anio no tafaraka eto
Haneo koa ny kanton-tsika
Andao ary hihetsika mba ho hita
Misy lanjany koa ny antsika
Aiza e! aiza e!
rvrcynm Ie! e! salegy e! Ie! e ny antsika !
(1992)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 5624
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 24/11/2001 08:27
