Aza Manahy (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aiza (2) ry jqcr aiko
No hahita toa anao
Tsy misy hafa mahasolo anao
Tsy mahita tsy misy hatram’izao
Fiv. Aza manahy (2) f’ianao no tiako
Tsy misy haharombak’ahy
Aza manahy fa ianao ihany
ojjx Tsy laing’izany tsy misy fitaka
2. Aoka (2) ho tononkira.serasera.org tsapanao fa
Sarotra ny tsy anilanao
Atao ahoana ny hahafoy anao
Tsy haiko izany fa tsy misy toa jnpwmtjj anao.
No hahita toa anao
Tsy misy hafa mahasolo anao
Tsy mahita tsy misy hatram’izao
Fiv. Aza manahy (2) f’ianao no tiako
Tsy misy haharombak’ahy
Aza manahy fa ianao ihany
ojjx Tsy laing’izany tsy misy fitaka
2. Aoka (2) ho tononkira.serasera.org tsapanao fa
Sarotra ny tsy anilanao
Atao ahoana ny hahafoy anao
Tsy haiko izany fa tsy misy toa jnpwmtjj anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MelkyVangy : 11086
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Belle
Daty : 29/04/2007 16:54
