Ny 2cv-ndRandria (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(miaraka amin'i Jenny Fuhr)

Manetroka be
Mitety arabe
Tsy ocgbk homana frein
Kanefa dia tsy tin
Oay, oay, oay o,

Mitatata ery
Ny 2cv-ndRandria
Mikandra piklà
Fa tena tsisy quoi
Oay, oay, oay o

Vao misy simba kely
Dia vitany tsianjery
Ny system D
Mahita be dia be
Oay, oay, oay o

Fa todiny avokoa e
Hatrany Mantasoa
Tsy misy ny assurance
Tsy mandoa patanty
Oay, oay, oay o

Tapitra rarak'ivy izay mitazana o
Tsy  manaiky gisitra izy na fiakarana o
Tanatana vava izay mahita o

Miaiky tongotra aman-tanana o
Ireo vahiny izay mitazana
Mipoapoa-tsatroka amin'ny 2cv-ndRandria

Tsy foiny mafy ery
Ny 2cv-ndRandria
na gôdraka aza hajainy antoky ny tononkira.serasera.org ainy
Oay, oay, oay o

Mpanjakan'ny arabe
Fa tena toute clé
Ny 2cv-ndRandria ka tena tiako ery
Oay, oay, oay o

Tapitra rarak'ivy izay mitazana o
Tsy  manaiky gisitra izy na fiakarana o
Tanatana pgmolel vava izay mahita o

Miaiky tongotra aman-tanana o
Ireo vahiny fyzehe izay mitazana
Mipoapoa-tsatroka amin'ny 2cv-ndRandria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0264