Ianao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba tononkira.serasera.org raiso eppn ireto tanana
Mitoloko izy dpybmc ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho anao pwahec irery
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
Omeko fitiavana
Jereo ka mba tononkira.serasera.org raiso eppn ireto tanana
Mitoloko izy dpybmc ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho anao pwahec irery
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 22390
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Norosoa Haja
Daty : 17/12/2001 07:01
