Ny Andriamanitra inoako (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Andriamanitra tononkira.serasera.org inoako, Andriamanitra fitiavana
Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy
Tsy Andriamanitr’antoko, tsy mpanavaka foko
Tsy mpijery harena na fiaviam-pirenena,
Fa ny Andriamanitra inoakao hantra sady honena
Ka ny dvatlmbh olona rehetra mahazo azy
Tsy mpizara alahelo, tsy mamorona helo
Fa Izy no fitiavana
Ny Andriamanitra inoako tompon’ny fahendrena
Te hanova izay ratsy ho tsara
Tsy mba faly manjera na qgbpql revolisionera
Fa manarina hatrany ireo nqszykf maditra eto an-tany
Ny Andriamanitra inoako Andriamanitra fitiavana
Tsy mba mila takalo fa mizara
Ny mandray izay omeny no hany fandreseny

--------
Rohy:
Hevitra
ramarokoto
(
28/11/2019 12:30)
aiza ny refrain?
hery
(
30/11/2019 21:43)
Ahitsio raha misy diso
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 33491
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/10/2001 21:10