Ny Andriamanitra inoako (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Andriamanitra inoako, Andriamanitra fitiavana
Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy
Tsy Andriamanitr’antoko, tononkira.serasera.org tsy mpanavaka foko
Tsy mpijery harena na fiaviam-pirenena,
Fa ny Andriamanitra inoakao hantra sady honena
Ka ny olona rehetra mahazo azy
Tsy mpizara alahelo, tsy mamorona helo
Fa Izy no fitiavana
Ny Andriamanitra krzlcmec inoako tompon’ny fahendrena
Te hanova izay ratsy ho tsara
Tsy mba faly manjera na revolisionera
Fa manarina hatrany eoskc ireo maditra eto an-tany
Ny swwyz Andriamanitra inoako Andriamanitra fitiavana
Tsy mba mila takalo fa mizara
Ny mandray izay omeny no hany fandreseny

--------
Link:
Comments
ramarokoto
(
28/11/2019 12:30)
aiza ny refrain?
hery
(
30/11/2019 21:43)
Ahitsio raha misy diso
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BessaHits : 33496
Likes : 3 Like
Created by : admin
Date : 23/10/2001 21:10